| Entry | valandotra | |
| Part of speech | noun | |
| Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina [1.1] | ||
| L'état de ce qui est étendu, couché de tout son long [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | valandotra | |
| Part of speech | noun | |
| Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy [1.1] | ||
| échelle graphique [1.13] | ||
| Synonyms | mari-drefy | |
| Updated on 2014/07/20 |
|