| Entry | maridrefy | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | marika, refy | |
| Filazana habe na halavan-javatra amin' ny tsipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n' ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita mandrefy 1/250.000, ny halavana 1sm dia 1sm / 260.000 sm na 2500 m, na 2,5 km amin' ny tena izy; valandotra [1.1] | ||
| (mari-drefy) mpanohatra ny refin-jeva an-tsary sy refin-jeva tena izy [1.13] | ||
| (mari-drefy) échelle d'un plan ou d'une carte [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | valandotra | |
| Updated on 2024/08/15 |
|