| Entry | vakim-baratra | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | vakina, varatra | |
| Taitra ka kepoka foana, mitanaka foana [1.1] | ||
| Foudroyé Surpris, terrifié, confondu [1.3] | ||
| Examples | Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo
[2.4] | |
| Updated on 2023/10/24 |
|