| Entry | vaingana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1] | |||||||||
| A lump: [1.7] | |||||||||
| Masse, motte [1.8] | |||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Synonyms | vainga ~ vaingavainga | ||||||||
| Entry | vaingana (vainga) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Didiana: Vaingao kely ity hena ity [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|