|
|
|
|

Entry vainga
Part of speech noun
 Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1]
 Solide, masse [1.13]
Derivatives 
Synonyms vaingana ~ vaingavainga

Updated on 2013/07/30