|
|
|
|

Entry tsy valahara
Part of speech locution
Elementary words tsy, valahara
 Not restrained, not well ordered in behaviour, impudent, shameless, romping [1.3]
 Shameless, impudent [1.7]
 Hardi, éhonté, effronté [1.3]
 éhonté, effronté [1.8]
Examples 
1Ededena ny olona tsy valahara [1.1]
2Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472]
3Ilay namonjy antsika ve hamela iny zazavavy madio iny holotoin'ireo olon-tsy valahara? [2.324]

Updated on 2025/02/12