|
|
|
|

Entry tsy vaky atatra
Part of speech locution
Elementary words tsy, vaky, atatra
 Olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1]
 Impudent, éhonté [1.3]
Examples Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Synonyms tsy vaky afero
Antonyms 
Other spellings 

Updated on 2025/02/12