|
|
|
|

Entry tsy miteny tsy mivolana
Part of speech locution
Elementary words tsy, miteny, mivolana
 Miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza [1.1]
Examples 
1Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny [2.324]
2Tsy niteny tsy nivolana I Katy [2.470]
3Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? [2.996]
Analogs  tsy mahateny tsy mahavolana

Updated on 2023/06/08