|
|
|
|

Entry tsy miroa fo
Part of speech locution
Elementary words miroa, fo
 Enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony [1.1]
Examples Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. [2.895]

Updated on 2023/06/17