|
|
|
|

Entry tsitsy
Part of speech noun
 Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1]
Derivatives 

Entry tsitsy
Part of speech noun
 Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2017/03/26