|
|
|
|

Entry fitsitsiana (tsitsy)
Part of speech noun
 Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao
Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony [1.1]

Updated on 2023/01/20