| Entry | tsipilavaka | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | tsipy, lavaka | |
| Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka.
[2.332] | |
| Synonyms | antsipilavaka | |
| Updated on 2023/06/12 |
|