| Entry | tsintsina | |
| Part of speech | noun | |
| Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | tsintsina | |
| Part of speech | noun | |
| Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [1.1] | ||
| Un tout petit oiseau [1.54] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Tsangam-by tsangam-bato mitsangana Andriamanantiana Andriamboromadinika ny tsintsina Andriamaintibe ny papango [2.131] | |
| Article | Randzavola: tsintsina ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/03/29 |
|