|
|
|
|

Entry tsindrona
Part of speech noun
 Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [1.1]
 The act of pricking
A hypodermic injection. [Vocabulary: ] [1.7]
 Action de piquer
Piqûre de médicament. [Vocabulary: ] [1.8]
Derivatives 

Updated on 2023/08/17