|
|
|
|

Entry fanindronana (tsindrona)
Part of speech noun
 Fandoahana na famelezana amin' ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny ranom-panafody [1.1]
 L’action de piquer, de percer, de transpercer, l’instrument [1.3]
Examples Ny tenin' ny hendry dia toy ny fanindronana omby; [2.996]

Updated on 2023/01/08