| Entry |
tsika
|
| Part of speech | noun
|
| | Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy [1.1]
|
|
| Entry |
tsika
|
| Part of speech | noun
|
| | Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
-tsika
|
| Part of speech | pronoun
|
| | [Tambahoaka]
Isika [1.78]
|
| | Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro
milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany:
Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. /
Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1]
|
| | Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay.
When added to passive and relative verbs ending in -na,
the a of the verb is rejected and the two n's
coalesce.Raintsika [ray, a father]. Our father.Lazaintsika [lazaina]. Told by us. When added to trisyllabic words ending in
-ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected
and also the n of the pronoun.
Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat.
Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2]
|
| | Ours; by us (inclusive) [1.7]
|
| | Notre, nos, de nous, par nous.
Ny lovantsika: notre héritage.
Matintsika: tué par nous.
Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3]
|
| | De nous, par nous (inclusif). Notre, nos [...] [full text in 1.5]
|
| | À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8]
|
| Analogs |
-ntsika |
| |
isika ~
antsika |
| Tables and plates |
|
|