| Entry | fitsihana (tsika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava [1.1] | ||
| Fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [1.13] | ||
| Fuite, infiltration [1.13] | ||
| Synonyms | fitsika | |
| Updated on 2023/01/20 |
|