|
|
|
|

Entry tsidika
Part of speech noun
 Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1]
 Courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3]
Derivatives 

Entry tsidika
Part of speech noun
 Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1]
Vocabulary 
Scientific name Cheirogaleus milii
Tables and plates The Lemurs

Updated on 2023/08/08