| Entry | mitsidika (tsidika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Bara] Mamangy [1.78] | |||||||||
| Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. [1.1] | |||||||||
| [Sihanaka] Mamangy [1.78] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|