|
|
|
|

Entry tsentsina
Part of speech noun or adjective
 Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy
Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano
Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana
Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay
Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1]
 Bouché [1.13]
Derivatives 
Analogs  tampina

Updated on 2023/06/19