| Entry |
manentsina
(tsentsina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. [1.1]
|
| | Manisy zavatra hanampenana lavaka [1.13]
|
| | Boucher [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay
[2.424]
|
| 2 | Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina.
[2.4]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manentsina |
| Past : |
nanentsina |
| Future : |
hanentsina |
| Imperative : |
manentsena |
|
|