| Entry |
tsatoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [1.1]
|
| | Fixité, immobilité, stabilité [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tsatoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [1.1]
|
| Examples | Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka.
[2.445]
|
| Article |
|
| Entry |
tsatòka
|
| Part of speech | noun
|
| | Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [1.1]
|
|
| Entry |
tsatoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Broche, piquet [1.13]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
tsatoka
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Tanosy]
Antonona [1.78]
|
|