| Entry | tsatohana (tsatoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|