| Entry | tranovorona | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | trano, vorona | |
| Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana [1.1] | ||
| Un cercueil, une bière, un catafalque [1.3] | ||
| Examples | Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona.
[2.48] | |
| Updated on 2023/05/23 |
|