| Entry |
trandraka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
trandraka
|
| Part of speech | noun
|
| | Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1]
|
| | Tail-less tenrec ( Tenrec ecaudatus)
[5.en.https://www.tenrec.org]
|
| | Tenrec commun ( Tenrec ecaudatus)
[4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org]
|
| | Grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
Hérisson [1.405]
|
| | Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Tenrec ecaudatus |
| Examples |
| 1 | Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka.
[2.245]
|
| 2 | "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona.
[2.48]
|
|
| Synonyms | |
| Other spellings |
|