| Entry | fitrandrahana (trandraka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka [1.1] | ||
| Exploitation [1.13] | ||
| Examples | fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO
[5.mg.http://www.youtube.com/watch?v=D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|