|
|
|
|

Entry tovolahy
Part of speech noun
Elementary words tovo, lahy
 Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia [1.1]
 An unmarried young man [1.7]
 Jeune homme célibataire [1.8]
Examples 
1Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia? [2.471]
2Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472]
Derivatives 

Updated on 2023/09/14