|
|
|
|

Entry hasoa (soa)
Part of speech noun
 Toetra soa, toetra tsara
Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo
Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [1.1]

Updated on 2023/01/20