| Entry | tovina (to) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1] | |||||||||
| Qu'on accomplit, qu'on agrée [1.3] | |||||||||
| Examples | Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana.
[2.996] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|