| Entry |
to
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Bara, Taisaka, Tanosy]
marina
[1.78]
|
| | marina
[1.1, 1.13]
|
| | Mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
|
| | Voamarina, ekena [1.13]
|
| | Vrai [1.3, 1.13]
|
| | Véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3]
|
| | Vérifié [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany?
[2.817]
|
| 2 | Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka;
[2.996]
|
| 3 | Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny.
[2.356]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
to |
| Imperative : |
tova |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
to
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
fahamarinana
[1.78]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
to
|
| Part of speech | Unspecified
|
| | Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]
|
|
| Entry |
to
|
| Part of speech | noun
|
| | Teny anti-miantso ny alika [1.1]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
tô
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Sihanaka]
Ity [1.78]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
to~
|
| Part of speech | prefix
|
| | Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]
|
|
| Entry |
to
 |
| Part of speech | preposition
|
| | Mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
|
|
| Entry |
to
 |
| Part of speech | preposition
|
| | Ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]
|
|