|
|
|
|

Entry totorebika
Part of speech noun
Elementary words toto, rebika
 Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona [1.1]
 A dance of joy [1.7]
 Danse de joie [1.8]
Examples 
1Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. [2.270]
2Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. [2.436]
Derivatives 

Updated on 2023/07/13