| Entry | mitotorebika | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Elementary words | mitoto, rebika | ||||||
| Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2025/05/25 |
|