| Entry | torimaso | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | tory, maso | |
| Fialan' ny tena sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena [1.1] | ||
| Riddles | Andriamatoa tia sangy, Andrianaivo manao sangy mahery, Ifaralahy manao fo lentika? Torimaso
Mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy? Torimaso | |
| Updated on 2023/06/24 |
|