| Entry | torebina | |
| Part of speech | noun | |
| [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | torebiny | |
| Origin | Explanations in English: treble. | |
| Updated on 2009/04/28 |
|