|
|
|
|

Entry tora-tady
Part of speech locution
Elementary words toraka, tady
 Ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany [1.1]
 Droit, qui va droit d'un point à un autre [1.3]
 [ toratady ] En ligne droite [1.13]
Examples Fa nandona saina tokoa ny fijery ny saha toy izany, na ny fohy indrindra taminy aza : rindrina havia sy havanana avo noho ny rihan' trano anankiray ary mitsatoka mahitsy, ny elanelan' ireo mivelatra ohatra ny arabe efatra natambatra, ny saha manao toratady mitsotra maloloana ka tsy taza-maso ny farany. [2.472]
Other spellings 

Entry toratady
Part of speech noun
  [Taisaka] antsamotady [1.78]

Updated on 2023/06/18