|
|
|
|

Entry antsamotady
Part of speech noun
 Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [1.1]
 A sling for throwing stones [1.7]
 Fronde [1.8]
Examples 
1Ny manao diamanga na antsamotady dia rarao; [1.431]
2Ny tambanivohitra no mpifamely vaton' antsamotady. [1.437]
3Dia nasian' ny anankiray tamin' ny antsamotady, ka voa teo amin' ny orony. [2.606]
Article 

Updated on 2022/07/18