|
|
|
|

Entry tongotra
Part of speech noun
 Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
 A foot, a leg [1.7]
 Pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246]
2Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
3Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]
Morphology 
Simple : tongotra, tongotro, tongotrao, tongony, tongotsika, tongotray, tongotrareo, tongotr', tongo-, tongotry
Derivatives 
Article 

Updated on 2024/10/30