| Entry | fanongotra (ongotra) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [1.1] | ||
| Entry | fanongotra (tongotra) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|