|
|
|
|

Entry tongo-dovia
Part of speech locution
Elementary words tongotra, lovia
 Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama)
Mitovy hevitra: manao gisalahy maty vady ~ manao tongo-dovia [1.1]
 Course à cloche-pied [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/10