| Entry | tiana (tia) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | tiavina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|