| Entry | tenim-piontanana | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | teny, fiontanana | |
| (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1] | ||
| Ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô...Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13] | ||
| Interjection [1.5] | ||
| Vocabulary | ||
| Tables and plates | All the interjections | |
| Updated on 2025/07/28 |
|