| Entry |
tefy
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1]
|
| | The working of clay in pottery; the forging of iron [1.7]
|
| | Ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3]
|
| | Travail de potier et de forgeron [1.8]
|
| Examples |
| 1 | tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée)
[1.3]
|
| 2 | ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites)
[1.3]
|
| 3 | Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako.
[2.4]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tefy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Merina]
(du nom éthiopien tef).
Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Eragrostis tef |
|