|
|
|
|

Entry mpanefy (tefy)
Part of speech noun
 Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [1.1]
 A blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [1.7]
 Forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [1.8]

Updated on 2023/08/11