|
|
|
|

Entry tatao
Part of speech noun
  [Taimoro] Harona hasiana ny vary voajinja [1.1]

Entry tatao
Part of speech noun
  [Taisaka] filolohavana [1.78]
 Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana"
Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka
Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana [1.1]
 Something carried on the head; something placed on top [1.7]
 Ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus [1.8]
Derivatives 

Entry tatao
Part of speech noun
  [Betsimisaraka Atsimo] (sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine). Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae). Arbre dont le bois est utilisé en construction marine. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Deinbollia macrocarpa

Updated on 2022/05/28