| Entry | atatao (tatao) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox) [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|