|
|
|
|

Entry manaranaka (taranaka)
Part of speech active verb
 Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý
Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1]
 Mifindra amin'ny taranaka [1.13]
 Héréditaire [1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manaranaka
Past : nanaranaka
Future : hanaranaka

Updated on 2023/01/20