|
|
|
|

Entry tapitapy
Part of speech noun
 Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1]
Derivatives 
Synonyms tsitapitapy

Updated on 2011/12/22