|
|
|
|

Entry fitapitapiana (tapitapy)
Part of speech noun
 Fahatongavana miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. [1.1]

Updated on 2023/01/05