| Entry |
tanora
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1]
|
| | Young, immature; light in color; young people [1.7]
|
| | Jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany.
[2.324]
|
| 2 | Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao:
[2.470]
|
|
| Derivatives |
|