| Entry | hatanorana (tanora) | |
| Part of speech | noun | |
| Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1] | ||
| Youth; the days of youth [1.7] | ||
| La jeunesse, le jeune âge [1.8] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|